xmv_mrk_text_reg/10/51.txt

1 line
315 B
Plaintext

Lera izy koa fa navy tio ,nivolagna amindraigny Jesosy: "Ino rah tianao ataoko aminao? Navaliny : "Baba ô,tia hahiratra zah ". Volagnin'i Jesosy taminany : "Mandehna anao,fa ny finoagnao fo mahavotra anoa." Niaraka tamin'igny nahiratra direct masonazy avio amin'izaigny nagnaraka Jesosy tamin'ny lalam-be igny izy.