xmv_mrk_text_reg/10/29.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 29 Avio nivolagnin'i Jesosy : "ambarako aminarô mazava tsara,tsisy olo niala tragnony,na ny ralahiny ,na ny ravaviny,na ny reniny,na ny babany,na ny zanany na ny taniny nohon'ny aminaka draiky ny filanzantsara , \v 30 kay tsy nahazo zato heny amin'ny taonjato zioty: tragno, ralahy, ravavy, reny, zanaka draiky tany, miaraka amin'ny fanenjehana, avio amin'ny taonjato hoavy, ny fiainagna mandrakizay. \v 31 Fa marony voalohany nanjary afara, avio ny afar nivadika voalohany."