xmv_mrk_text_reg/10/29.txt

1 line
320 B
Plaintext

Avio nivolagnin'i Jesosy : "ambarako aminarô mazava tsara,tsisy olo niala tragnony,na ny ralahiny ,na ny ravaviny,na ny reniny,na ny rainy,na ny taniny miaraka amin'ny fagniagnanana rah ,avio taonjato ho avy amin'ny fiainagna mandrakizay. Efa maro ny aloha efa mbola mipody afara,aviony afara koa mbola mivadika aloha."