xmv_mrk_text_reg/10/23.txt

1 line
459 B
Plaintext

Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !" Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo hihiditra amin'ny fanjakanany".