auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-01-23 03:34:33 -05:00 committed by root
parent b10368e02a
commit 87d3439f23
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Avio nivolagnin'i Jesosy : "ambarako aminarô mazava tsara,tsisy olo niala tragnony,na ny ralahiny ,na ny ravaviny,na ny reniny,na ny babany,na ny zanany na ny taniny nohon'ny aminaka draiky ny filanzantsara ,\v 30 kay tsy nahazo zato heny amin'ny taonjato zioty: tragno, ralahy, ravavy, reny, zanaka draiky tany, miaraka amin'ny fanenjehana, avio amin'ny taonjato hoavy, ny fiainagna mandrakizay.\v 31 Fa marony voalohany nanjary afara, avio ny afar nivadika voalohany."
\v 29 Avio nivolagnin'i Jesosy : "ambarako aminarô mazava tsara,tsisy olo niala tragnony,na ny ralahiny ,na ny ravaviny,na ny reniny,na ny babany,na ny zanany na ny taniny nohon'ny aminaka draiky ny filanzantsara ,\v 30 kay tsy nahazo zato heny amin'ny taonjato zioty: tragno, ralahy, ravavy, reny, zanaka draiky tany, miaraka amin'ny fanenjehana, avio amin'ny taonjato hoavy, ny fiainagna mandrakizay. \v 31 Fa marony voalohany nanjary afara, avio ny afar nivadika voalohany."