auto save
This commit is contained in:
parent
879a5126bd
commit
16783d4686
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !" Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo ihiditra am
|
Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !" Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo hihiditra amin'ny fanjakanany".
|
Loading…
Reference in New Issue