|
\v 14 Lairaka i Jesosy niditry tamin'ny tragnon'i Petera, kay nahita rafozam-bavin'i Petera nandry salakady nararin'ny tazo. \v 15 Nikasan'i Jesosy tagnanany, aviô niala taminany directy tazo igny. Kay nitsangana izy aviô nanomboko nagnamia hanigny Izy. |