xmv_mat_text_reg/10/16.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 16 Igny fa, handaifa anarô karaha ondrikondriky agnivon'ny ambodia Zaha, kay misihà jery karaha ny menarana aviô tsy manan-tsigny karaha voromalala. \v 17 Mitandraima amin' olo! Hagnamia anarô amin'ny filan-kevitrin'drô, aviô hamôpoko anarô amin'ny sinagogan'ndrô. \v 18 Abaka aviô handesigny manoloagna ny governora ndraiky mpanjaka anarô nohon'ny aminaka, mba ho vavolombelogno hôandrô ndraiky hoandrô Jentilisa.