xmv_mat_text_reg/09/01.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 1 Niditry tagny amin'ny sambohely i Jesosy, niampita, aviô navy tagny amin'ny tanàgnanany. \v 2 Igny, fa nisy lelahy mararin'ny paralysisa nandry tiô amin'ny fandriagna nandesin'ndrô taminany. Izikoa fa nahita finoagnan'ndrô, kay nambaran'i Jesosy tamin'ny lelahy araiky mararin'ny paralisisa hoe: "Zanako, aoka anao hifaly. Efa avoavela helokonao."