xmv_mat_text_reg/07/03.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 3 Nagnino anao mizaha tapany mololo hely agnatiny mason'ny ralahinao, kanefa tsy tsikaritrinao vata-kazo agnatiny masonao? \v 4 Kay amin'ny fomba akory hivolagnanao amin'ny ralahinao hoe: 'Ambilà zah agnadoso tapany mololo agnaty ny masonao,' kanaifa ndraiky vata-kazo mbola agnatin'ny masonao? \v 5 Hoanarô mpiatsaravelatsigny! Adosohà akendriky vata-kazo agnatiny masonao, aviô anao ahita tsara lairaka anao magnadoso tapany mololo amin'ny mason'ny ralahinao.