xmv_mat_text_reg/10/34.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 34 Aza mieritreritry fa zaha avy hitôndra fiadanagna eto an-tany. \v 35 Tsy avy mba hitôndra fiadanagna zaha, fa sabatra. \v 36 Fa navy zaha hagnasaraka ny zanaka lahy amin'ny babany, ndraiky ny zanaka vavy amin'ny reniny, aviô vinantovavy amin'ny rafozam-baviny. Irô zay ao an-tokantragnonany fo ho lôso fahavalon'olo.