|
\v 12 Tafaran'ny fandrohagna handeha Babylona, kay Jekonia baban'i Sealtela razam-ben'i Zerobabela. \v 13 Zerobabela baban'i Abihoda, Abihoda baban'i Eliakima, aviô Eliakima baban' Azora. \v 14 Azora baban'i Zadoka, Zadoka baban'i Akima, aviô Akima baban'i Elihoda. |