1 line
404 B
Plaintext
1 line
404 B
Plaintext
Nandesin'i Heroda niaraka irô loha mpisorogno\v 4 jiaby ndraiky irô mpanoro-dalàgnan'olo, aviô nagnontany irô izy: "aia mba tany hiteran'i Kristy?" \v 5 Nambarandrô taminany hoe: Agny Betleheman'i Jodia, fa karaha ty nisoratiny mpaminany hoe: \v 6 'Fa anao, Betlehema,agny amin'ny tanin'ny Joda, tsy tegna hely amindrô mpitondran'i Joda, fa aminao hitongavan'ny mpanapaka iambigny oloko Israely." |