1 line
390 B
Plaintext
1 line
390 B
Plaintext
\v 22 Fa izikoa fa regniny fa i Arkelaosy nanjaka tagny Jodia nandimby i Heroda babany, mbola navozo fo izy andaiha agny. Tafarany Zagnahary nampitandrigny izy tamin'ny nôfy. Niala nandaiha amin'ny faritra Galilia izy. \v 23 Kay nandaiha aviô tamin'ny tanàna atao ho Nazareta. kay izegny nagnantantairaka raha nivolagniny tamin'ny alalan'drô mpaminany hoe: Nazarena fikahian-drô izy." |