xmv_mat_text_reg/10/26.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 26 Noho izegny aza mavozo irô, fa tsy hisy takony zay tsy hiboely, aviô zaka miafigny tsy ho hay. \v 27 Zay ambarako anarô ao amin'ny maiizigny, ambaraho amin'ny andra mazava, aviô zay bisibisiky regninaro amin'ny sofigninarô, toria agny agnambon'ny tafon-tragno.