xmv_mat_text_reg/06/11.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 11Omeo anay aniô ny hanigny sahaza hoanay.\v 12 Mamela helokay, tahaka ny hamelanay zay meloko taminay. \v 13 Aviô aza mitondra zahay amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny ratsy. "'[Fahamarignana: Ny dikan-teny taloha tegna tsara: "Fa anao ny fanjakana sy ny hery aviô ny voninahitra mandrakizay. Amen."]