xmv_mat_text_reg/05/31.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 31 Aviô efa voavolagna ao koa hoe: "Na azôvy na azôvy misaraka amin'ny vadiny, aoka izy agnamia taratasy fisaraham-panambadianagna." \v 32 Fa zaha ndraiky mivolagna aminarô fa hoan'izay misaraka amin'ny vadiny, ankoatra boaka amin'ny fijangajangagna, kay dikan'izegny mampijangajanga izy. Na azôvy na azôvy manambady izy afaran'ny fisarahany ,mijangajanga fo koa izy.