1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 10 Nagniraka kay nanapaka lohan'i Jaona tao amin'ny prison izy. \v 11 Abaka aviô nandesiny tamin'ny kapila lohanany aviô namiany zazaviavy aviô nandesiny tamin'ny reniny izegny. \v 12 Abaka aviô, navy irô mpianatranany, nangala faty, salakady nandevigny izegny. Tafaran' izegny, nandaiha irô aviô nivôlagna tamin'i Jesosy. |