xmv_mat_text_reg/04/12.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 12 Izikoa fa regnin'i Jesosy fa voasambotra Jaona, nimpody tagny Galilia Izy. \v 13 Niala tagny Nazareta Izy, aviô nandaiha nipaitraka tao Kapernaony. Amin'ny sisin'ny ranomasigny Galilia, ndraiky amin'ny zara tanin'i Zebolona ndraiky Naftaly.