xmv_mat_text_reg/01/20.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 20 Aviô tamin'izy mbola nieritreritra makasika zaka jiaby igny, niboaka tamin'ny nofinany anjelin'ny Tompo, nagnambara izy karaha ty hoe: "Josefa, zanaka lahin'i Davida,aza mavozo anao amin'ny anagalanao i Maria ho vadinao, satria agnatinany ao araiky nitorontoroegna tamin'ny Fanahy Masigny salakady nampitoetra izy. \v 21 Hitairaka lahy izy, aviô agnaranany ataonao hoe Jesosy, fa izy io hamonjy olonany mba hiala amin'ny fahotan-drô."