xmv_mat_text_reg/01/15.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 15 Elihoda baban'i Eliazara, Eliazara baban'i Matama, aviô Matama baban'i jakoba. \v 16 Jakoba baban'i Josefa vadiny Maria, araiky niteraka i Jesosy igny, na koa kahiantsika amin'ny agnaragna hoe Kristy. \v 17 Irô taranaka jiaby nanomboko tamin'i Abraham ndraiky jusqu'à tamin'i Davida zegny taranaka efatra ambin'ny folo, nanomboko tamin'i Davida jusqu'à tamin'ny fandroagna tà babylona taranaka efatra ambin'ny folo koa, aviô nanomboka tamin'ny fandroagna tà babylona jusqu'à tamin'i kristy, kay taranaka efatra ambin'ny folo hafa koa.