|
\v 9 Izikoa mitairaka fanafintohina anao masonao araiky, hongota izegny aviô adosoaha iô aminao. Tsara kokoa aminao ny miditry agny amin'ny fiaignana mandrakizay miaraka amin'ny maso ilany noho'ny hoe very agny amin'ny motro tsy mety mahay maty miaraka amin'ny maso aroé. |