xmv_mat_text_reg/05/33.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 33 Aviô koa efa regninarô nambarany Ntaolo hoe: 'Aza mianiana amin'ny fianianana diso, fa andaisa agnatrehan'ny Tompo ny fianiananao.' \v 34 Fa zaha ndraiky mivolagna aminarô, aza mianiana amin'ny zaka jiaby, nata amin'ny lagnitry aby, fa sezy fipetrahan-dRagnahary izegny; \v 35 na amin'ny tany, fa fipetrahan'ny vitinany izegny ; na koa amin'ny Jerosalema, fa tanànan'ny mpanjaka maventy zegny.