xmv_mat_text_reg/02/13.txt

1 line
596 B
Plaintext

\v 13 Izikoa fa loso irô, nisy anjelin'ny Tompo niboaka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy aviô nivolagna karahty: ''Mifohazà anao, mandianà andaisa tsaiky io draiky mamany , aviô milifasa agny Egypta. Mipetraka agny mandra-pagnambarako aminao, fa i Heroda mitady tsaiky io mba hamonoany izy.'' \v 14 Tamin'ny aligny igny fo i Josefa nifoha salakady nitondra ny tsaiky draiky ny mamany kay nandeha tagny Egypta. Mipetraka tagny irô mandra-pahafatin'i Heroda. \v 15 Izegny nagnatanteraka raha nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe: ''Hikahiako hiala tagny Egypta ny zanako''