1 line
321 B
Plaintext
1 line
321 B
Plaintext
\v 16 Lagigny aminarô, mpitariky gila, anarô mivolagna hoe: 'Na azôvy na azôvy mifanta amin'ny tempoly Tsisy dikany zegny. Fa na azôvy na azôvy mifanta amin'ny volamenan'ny tempoly, voafehin'ny fiainagna izy.' \v 17 Anarô gila adala! Azôvy ka ndrô maventy ka,volamena sa tempoly arô magnano volamena ho masigny? |