xmv_mat_text_reg/11/20.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 20 Abaka Aviô Jesosy nanomboka nivolagna mare tamin'dro tanàgna zay nagnanaovany ny ankamaroan'ny asany mahagaga, satria tsy nibaibaka irô. \v 21 "Loza hoanarô, Korazina! Loza hoanarô, Betsaida! Izikoa natao tagny Tyra ndraiky Sidona irô asa mahagaga zay natao teto aminarô, aifa ela nibaibaka tamin'ny lamba fisaonagna ndraiky lavenona irô. \v 22 Kanaifa ho moramora bebekokoa amin'ny Tyra ndraiky Sidona amin'ny andron'ny fitsaragna mihoatra nohon'ny anarô