xmv_mat_text_reg/09/37.txt

1 line
195 B
Plaintext

\v 37 \v 38 Nambarany tamin'ndro mpianatranany hoe: "Maro ny vokatra, fa iro mpiasa no vitsy. Noho izegny mivavaha malaky amin'ny tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa agny amin'ny vokatrany."