xmv_mat_text_reg/09/14.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 14 \v 15 Navy tio nagnantogno izy iro mpianatran'i Jaona kay nivolagna hoe: " Nagnino zahay ndraiky iro Fariseo mifady hanigny matetika, fa iro mpianatrananao fo tsy mifady ? Nambaran' i Jesosy tamin'ndro: "Mety alahelo mba iro havan'ny mpampakatra, izikoa mbola miaraka amin'ndro ny mpampakatra? Fa hoavy andra angalan'ny mpampakatra amin'ndro, kay amin'izegny iro vao hifady hanigny.