|
Fa ny fanjakan'ny lagnitry karaha tompon-tany zay nandaiha marandraigny be agnakarama mpiasa hoan'ny tany tsabon'ny raisin-nany. Izikoa fa baka nifagnaraka tamin'ndrô mpiasa izyfa ho dinaria araiky isan'ndra karaman'ndro, nalaifany tagny amin'ny taniny raisin-nany iro. |