xmv_mat_text_reg/25/26.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 26 Namaly azy chefonany ka nambarany taminy hoe: 'Ianao ry mpiasa ratsy sady maigny, hainao fa zaho mijinja antany tsy namafazako ndraiky manangom-bokatra eo amin'izay tsy nitsaboako. \v 27 Noho zegny, tôkono namianao mpanjana-bola ny volako, koa fa nipody zaho, nandray ninaka miaraka amin'ny tombony.