xmv_mat_text_reg/13/01.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 1 Tamin'andra izegny Jesosy nandaiha nibôaka tragno aviô nipaitraka tamin'ny sisin'ny dranomasigny. \v 2Nisy vahoaka maro nagnôdidigny Izy, kay niditry tao amin'ny sambohely Izy aviô nipaitraka tamin'izegny, izikoa nitsangana tiô amin'ny sisin-dranomasigny koa irô vahoaka jiaby.