\v 47 Raha mbola nivolagna fo Izy, navy Jodasy, araiky tamindrô aroa ambin'ny folo. Nisy vahoaka maro navy niaraka taminy avy amin'ny lehiben'ny mpisorogno ndraiky irô loholono. Navy niaraka tamin'ny meso ndraika saboa irô. \v 48 Avy iô nagnamia famantaragna tamindrô lehilahy hamadik'i Jesosy, magnao hoe: "Izay horofako, no Izy. Sambaora Izy."