\v 11 Nambaran'i Jesosy tamin'ndrô: "olo azôvy aminarô, azôvy, izikoa ondikôndriky araiky fô anagnany, kay izikoa latsaka agnaty lavaka laligny ondrikôndriky amin'ny andran'ny sabata, tsy anambotra izy aviô tsy hampiakatra izy? \v 12 Tsy manan-danja, mba olo nohon'ny ondrikôndriky! Kay noho izegny , ara dalàgna magnano tsara amin'ny andra Sabata."