auto save
This commit is contained in:
parent
3b24fec5f0
commit
e5fa126adf
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 3 Nagnino anao mizaha tapany mololo hely agnatiny mason'ny ralahinao, kanefa tsy tsikaritrinao vata-kazo agnatiny masonao?\v 4 kay amin'ny fomba akory hivolagnanao amin'ny ralahinao hoe: ambilà zah agnadoso tapany mololo agnaty ny masonao, kanaifa ndraiky vata-kazo mbola agnatin'ny masonao?\v 5 Hoanarô mpiatsaravelatsigny! adosohà akendriky vata-kazo agnatiny masonao, aviô anao ahita tsara lairaka anao magnadoso tapany mololo amin'ny mason'ny ralahinao.
|
\v 3 Nagnino anao mizaha tapany mololo hely agnatiny mason'ny ralahinao, kanefa tsy tsikaritrinao vata-kazo agnatiny masonao? \v 4 kay amin'ny fomba akory hivolagnanao amin'ny ralahinao hoe: ambilà zah agnadoso tapany mololo agnaty ny masonao, kanaifa ndraiky vata-kazo mbola agnatin'ny masonao? \v 5 Hoanarô mpiatsaravelatsigny! adosohà akendriky vata-kazo agnatiny masonao, aviô anao ahita tsara lairaka anao magnadoso tapany mololo amin'ny mason'ny ralahinao.
|
Loading…
Reference in New Issue