auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-04-05 13:03:33 -04:00 committed by root
parent df9729f026
commit c9e16ea500
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 NIditry tagny amin'ny sambohely i Jesosy, niampita, aviô navy tagny amin'ny tanànanany. Igny, fa nisy lelahy mararin'ny paralysisa nandry tio amin'ny fandriagna nandesin'ndro taminany. Izikoa fa nahita finoagnan'ndro, kay nambaran'i Jesosy tamin'ny lelahy araiky mararin'ny paralesisa hoe: "Zanaka, aoka anao hifaly. Efa avoavela helokonao".
\v 1 \v 2 NIditry tagny amin'ny sambohely i Jesosy, niampita, aviô navy tagny amin'ny tanàgnanany. Igny, fa nisy lelahy mararin'ny paralysisa nandry tiô amin'ny fandriagna nandesin'ndrô taminany. Izikoa fa nahita finoagnan'ndrô, kay nambaran'i Jesosy tamin'ny lelahy araiky mararin'ny paralesisa hoe: "Zanako, aoka anao hifaly. Efa avoavela helokonao".