auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-04-05 13:03:33 -04:00 committed by root
parent f6a13016f1
commit 9dbac0c920
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Navy tiô nagnantogno izy iro mpianatran'i Jaona kay nivolagna hoe: " Nagnino zahay ndraiky iro Fariseo mifady hanigny matetika, fa iro mpianatrananao fo tsy mifady ? Nambaran' i Jesosy tamin'ndro: "Mety alahelo mba iro havan'ny mpampakatra, izikoa mbola miaraka amin'ndro ny mpampakatra? Fa hoavy andra angalan'ny mpampakatra amin'ndro, kay amin'izegny iro vao hifady hanigny.
\v 14 \v 15 Aviô navy tiô nagnantogno irô mpianatran'i Jaona kay nivolagna nagnano hoe: " Nagnino zahay ndraiky irô Fariseo mifady hanigny matetika, fa irô mpianatrananao fo tsy mifady ? Nambaran' i Jesosy tamin'ndro: "Mety alahelo mba iro havan'ny mpampakatra, izikoa mbola miaraka amin'ndro ny mpampakatra? Fa hoavy andra angalan'ny mpampakatra amin'ndro, kay amin'izegny iro vao hifady hanigny.