@ -1 +1 @@
Nivolagna tamin'ny fagnoharagna tamin'ndrondraiky
Nivolagna tamin'ny fagnoharagna tamin'ndro ndraiky i Jesosy, nagnano hoe: "Fanjakan'ny lagnitry mitovy amin'ny mpanjaka zay nagnomagna fagnasagna amin'ny fampakaram-badyho amin'ny zanany lahy.