auto save
This commit is contained in:
parent
7adf8fa303
commit
83c056bf17
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 3 \v 6 Igny, fa ny sasany tamin'ndrô mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivôlagna ratsy iô lelahy iô." \v 4 Hain'i Jesosy eritreritrin'drô aviô nivôlagna hoe: " \v 5 Nagnino anarô mieritreritry ratsy ao am-ponarô? Fa azôvy taigna moramora mivôlagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivôlagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainarô fa ny Zanak'olôgno managna fahefagna hamela heloko eto ambonin'ny tany,..." Izy nagnambara tamin'lay mararin'ny paralisisa: "Mitsangana, hidrona fandragnanao, avio mandihana agny an-tragnonao."
|
\v 3 Igny, fa ny sasany tamin'ndrô mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivôlagna ratsy iô lelahy iô." \v 4 Hain'i Jesosy eritreritrin'drô aviô nivôlagna hoe: " Nagnino anarô mieritreritry ratsy ao am-ponarô? \v 5 Fa azôvy taigna moramora mivôlagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivôlagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' \v 6 Fa mba ho hainarô fa ny Zanak'olôgno managna fahefagna hamela heloko eto ambonin'ny tany,..." Izy nagnambara tamin'lay mararin'ny paralisisa: "Mitsangana, hidrona fandragnanao, avio mandihana agny an-tragnonao."
|
Loading…
Reference in New Issue