From 7c31a4216a14b628f94e11876c43c45721d385c7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 8 Dec 2020 11:30:52 -0500 Subject: [PATCH] Tue Dec 08 2020 11:30:52 GMT-0500 (Eastern Standard Time) --- 26/39.txt | 2 +- 26/42.txt | 2 +- 26/45.txt | 2 +- 26/47.txt | 2 +- 26/49.txt | 2 +- manifest.json | 1 + 6 files changed, 6 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/26/39.txt b/26/39.txt index e4eed3a3..95a27a63 100644 --- a/26/39.txt +++ b/26/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Niataka kely Izy, niankohoka baka iô kay nivavaka. Hoy Izy hoe: "Babakoo, raha azo atao kony, mba adosoà amiko ity kapoaka ity. Nèfa, aoka tsy araky ny sitrapoko atao fa ny sitraponao." \v 40 Nagnatogn'irô mpianatranany Izy, hitany irô resin-tory, ka hoy Izy tamin'i Petera karaty: "Anarô tsy mahavita miambigny miaraka amiko na l'heura araiky fo? \v 41 Miambena baka iô mivavaha baika tsy ho azon'ny fakam-pagnahy anarô. Fagnahy narô mety fo fa nôfotronarô malaigny." \ No newline at end of file +\v 39 Niataka kely Izy, niankohoka baka iô kay nivavaka. Hoy Izy hoe: "Babakoo, raha azo atao kony, mba adosoà amiko ity kapoaka ity. Nèfa, aoka tsy araky ny sitrapoko atao fa ny sitraponao." \v 40 Nagnatogn'irô mpianatranany Izy, hitany irô resin-tory, ka hoy Izy tamin'i Petera karaty: "Anarô tsy mahavita miambigny miaraka amiko na l'heura araiky fo? \v 41 Miambena baka iô mivavaha baika tsy ho azon'ny fakam-pagnahy anarô. Fagnahy narô mety fo, fa nôfotronarô malaigny." \ No newline at end of file diff --git a/26/42.txt b/26/42.txt index a6d2495f..c20cf894 100644 --- a/26/42.txt +++ b/26/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 Mbola nandaiha fanindroany Izy sady nivavaka. Hoy Izy hoe: "Babakoo, raha ohatra ka tsy azo adoso amiko ity raha tsy migiaka Zaho zegny ho atao anie ny sitraponao." \v 43Nipody indraiky Izy sady mbola nahita irô nandry, fa navesatra masondrô.\v 44Ka niala tamindrô teo ndraiky Izy, loso nandaiha nivavaka ampagnitelony, nivolagna irô volagna irô fo Izy. \ No newline at end of file +\v 42 Mbola nandaiha fanindroany Izy sady nivavaka. Hoy Izy hoe: "Babakoo, raha ohatra ka tsy azo adoso amiko ity raha tsy migiaka Zaho, zegny ho atao anie ny sitraponao." \v 43 Nipody indraiky Izy sady mbola nahita irô nandry, fa navesatra masondrô. \v 44 Ka niala tamindrô teo ndraiky Izy, loso nandaiha nivavaka ampagnitelony, nivolagna irô volagna irô fo Izy. \ No newline at end of file diff --git a/26/45.txt b/26/45.txt index ba63e87a..ada1f4e9 100644 --- a/26/45.txt +++ b/26/45.txt @@ -1 +1 @@ -\v 45Avy iô Jesosy nagnatogno irôo mpianatra ka nivolagna tamindrô hoe: "Mbola mandry ndraiky miala sasatra man anarô? Zahà, efa marikitry l'heura sady ny Zanak'Olo, hamihagna eo an-tanandrô mpanota.\v 46Mitsangàna, andaiha atsika. Zahà, efa marikitry ilay hamadika zaho." \ No newline at end of file +\v 45 Avy iô Jesosy nagnatogno irôo mpianatra ka nivolagna tamindrô hoe: "Mbola mandry ndraiky miala sasatra ma anarô? Zahà, efa marikitry l'heura sady ny Zanak'Olo, hamihagna eo an-tanandrô mpanota. \v 46 Mitsangàna, andaiha atsika. Zahà, efa marikitry ilay hamadika zaho." \ No newline at end of file diff --git a/26/47.txt b/26/47.txt index f1372ec4..42f40ef0 100644 --- a/26/47.txt +++ b/26/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47Raha mbola nivolagna fo Izy, navy Jodasy, araiky tamindrô aroa ambin'ny folo. Nisy vahoaka maro navy niaraka taminy avy amin'ny lehiben'ny mpisorogno ndraiky irô loholono. Navy niaraka tamin'ny meso ndraik saboa irô.\v 48Avy iô nagnamia famantaragna tamindrô lehilahy hamadik'i Jesosy, magnao hoe: "Izay horofako, no Izy. Sambaora Izy." \ No newline at end of file +\v 47 Raha mbola nivolagna fo Izy, navy Jodasy, araiky tamindrô aroa ambin'ny folo. Nisy vahoaka maro navy niaraka taminy avy amin'ny lehiben'ny mpisorogno ndraiky irô loholono. Navy niaraka tamin'ny meso ndraika saboa irô. \v 48 Avy iô nagnamia famantaragna tamindrô lehilahy hamadik'i Jesosy, magnao hoe: "Izay horofako, no Izy. Sambaora Izy." \ No newline at end of file diff --git a/26/49.txt b/26/49.txt index a43851ca..a67a6db2 100644 --- a/26/49.txt +++ b/26/49.txt @@ -1 +1 @@ -\v 49 Teo no eo fo nagnatogno Jesosy izy avy iô izy nivolagna hoe: "Finaritra, Raby!" baka iô nirofiny Izy. \v 50 Hoiz'i Jesosy hoe: "Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto." Avy iô, navy irô naninjitra tagnana tamin'i Jesosy, sady nanambotra Azy. \ No newline at end of file +\v 49 Teo no eo fo nagnatogno Jesosy izy avy iô izy nivolagna hoe: "Finaritra, Raby!" Baka iô nirofiny Izy. \v 50 Hoiz'i Jesosy hoe: "Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto." Avy iô, navy irô naninjitra tagnana tamin'i Jesosy, sady nanambotra Azy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 46345b6c..25654d35 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -71,6 +71,7 @@ "26-30", "26-33", "26-36", + "26-39", "26-42", "26-45", "26-47",