auto save
This commit is contained in:
parent
bd958a4e0f
commit
7a4047ca38
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 20 \v 21 \v 22 Ign fa nisy viavy araiky efa nandaiha liô nandritra ny aroa ambin'ny folo taogno, nandaiha tàfaran'i Jesosy avio nikasika tapany akanjonany. Fa nivolagna izy tamin'ny tegnany hoe: "Izikoa mahavoakasika lambanany fo zaha, mety ho janga." Fa nitodiky Jesosy kay nahita izy, nivolagna nagnano hoe: " O zanako vavy, mahereza; ny finoagnanao nahajanga anao." Avio janga directy viavy io nanomoo tamin'ny lera igny.
|
||||
\v 20 Ign fa nisy viavy araiky efa nandaiha liô nandritra ny aroa ambin'ny folo taogno, nandaiha tàfaran'i Jesosy aviô nikasika tapany akanjonany. \v 21 Fa nivolagna izy tamin'ny tegnany hoe: "Izikoa mahavoakasika lambanany fo zaha, mety ho janga." \v 22 Fa nitodiky Jesosy kay nahita izy, nivolagna nagnano hoe: " O zanako vavy, mahereza; ny finoagnanao nahajanga anao." Avio janga directy viavy iô nanomboka tamin'ny lera igny.
|
Loading…
Reference in New Issue