diff --git a/10/19.txt b/10/19.txt index dae6a7cb..d6c412c5 100644 --- a/10/19.txt +++ b/10/19.txt @@ -1 +1 @@ -Izikoa magnamia anaro iro, kay aza managnana ahiahy amin'ny akory na ino ny volagnin'dro, fa hagnamia anaro amin'ny fotoagna zaigny tokony hi volagniny. Fa tsy anaro hivolagnana, fa tsy fagnahin'i babanaro hivolagnana aminaro ao. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 Izikoa magnamia anaro iro, kay aza managnana ahiahy amin'ny akory na ino ny volagnin'dro, fa hagnamia anaro amin'ny fotoagna zaigny tokony hi volagniny. Fa tsy anaro hivolagnana, fa tsy fagnahin'i babanaro hivolagnana aminaro ao. \ No newline at end of file diff --git a/10/21.txt b/10/21.txt index 73b6f203..2dacd291 100644 --- a/10/21.txt +++ b/10/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ralahy hagnamia ralahy ho amin'ny fahafatesagna, avio ny baba ny zanany. Ny zanaka hitsangana hanohitry ny ray aman-dreniny kay hahatonga ny fahafatesagn'dro. Ho alan'olo jiaby anaro nohon'ny amin'ny agnarako. Fa na azovy na azovy miharitry hatrimin'ny farany, kay ho voavonjy olo zegny. Izikoa magnenjiky anaro ao amin'io tanàna mavnty iro, milifasa agny amin'ny magnaraka, fa ambarako marigny aminaro, fa tsy hahatapitry iro tananan'Israely alohan'ny havian'ny zanak'olo anaro. \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 \v 23 Ralahy hagnamia ralahy ho amin'ny fahafatesagna, avio ny baba ny zanany. Ny zanaka hitsangana hanohitry ny ray aman-dreniny kay hahatonga ny fahafatesagn'dro. Ho alan'olo jiaby anaro nohon'ny amin'ny agnarako. Fa na azovy na azovy miharitry hatrimin'ny farany, kay ho voavonjy olo zegny. Izikoa magnenjiky anaro ao amin'io tanàna mavnty iro, milifasa agny amin'ny magnaraka, fa ambarako marigny aminaro, fa tsy hahatapitry iro tananan'Israely alohan'ny havian'ny zanak'olo anaro. \ No newline at end of file diff --git a/10/24.txt b/10/24.txt index 0e82ba9a..8526ec5a 100644 --- a/10/24.txt +++ b/10/24.txt @@ -1 +1 @@ -Ny mpianatra tsy maventy nohon'ny mpampianatra, na ny mpanompo ho agnambo nohon'ny tompony. Ampy ho an'ny mpianatra izikoa avy karaha ny mpampianatranazy izy, avio mpanompo karaha tompony. Izikoa nikahian'ndro hoe Belzeboba tompon'ny tragno, ho ratsy lavitry karaha akory iro agnaragna hikahiagna iro isam-piankohonagna! \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 Ny mpianatra tsy maventy nohon'ny mpampianatra, na ny mpanompo ho agnambo nohon'ny tompony. Ampy ho an'ny mpianatra izikoa avy karaha ny mpampianatranazy izy, avio mpanompo karaha tompony. Izikoa nikahian'ndro hoe Belzeboba tompon'ny tragno, ho ratsy lavitry karaha akory iro agnaragna hikahiagna iro isam-piankohonagna! \ No newline at end of file diff --git a/10/26.txt b/10/26.txt index 4257451d..c1ebbe34 100644 --- a/10/26.txt +++ b/10/26.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izegny aza mavozo iro, fa tsy hisy takony zay tsy hiboely, avio zaka miafigny tsy ho hay. Zay ambarako anaro ao amin'ny maiizigny, ambaraho amin'ny andra mazava, avio zay bisibisiky regninaro amin'ny sofigninaro, toria agny agnambon'ny tafon-tragno. \ No newline at end of file +\v 26 \v 27 Noho izegny aza mavozo iro, fa tsy hisy takony zay tsy hiboely, avio zaka miafigny tsy ho hay. Zay ambarako anaro ao amin'ny maiizigny, ambaraho amin'ny andra mazava, avio zay bisibisiky regninaro amin'ny sofigninaro, toria agny agnambon'ny tafon-tragno. \ No newline at end of file diff --git a/10/28.txt b/10/28.txt index a30c52f3..2cb8b44e 100644 --- a/10/28.txt +++ b/10/28.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mavozo hoan'ndro zay mamono vatagna kanaifa afaka mamono fagnahy. Fa kanaifa ndraiky, matahora hoan'ndro zay afaka mamotiky ny fagnahy ndraiky ny vatagna agny amin'ny heloky. Izo mba tsy vola madiniky hely hamarotana fody aroe? Fa tsy mbola misy na araiky amin'ndro aby lavo amin'ny tany izikoa tsisy fahalalagnan'ny babanaro. Fa nata volovon-dohananaro aby voakonty. Aza mavozo. manan-danja bebe kokoa noho ny fody maro anaro. \ No newline at end of file +\v 28 \v 29 \v 30 \v 31 Aza mavozo hoan'ndro zay mamono vatagna kanaifa afaka mamono fagnahy. Fa kanaifa ndraiky, matahora hoan'ndro zay afaka mamotiky ny fagnahy ndraiky ny vatagna agny amin'ny heloky. Izo mba tsy vola madiniky hely hamarotana fody aroe? Fa tsy mbola misy na araiky amin'ndro aby lavo amin'ny tany izikoa tsisy fahalalagnan'ny babanaro. Fa nata volovon-dohananaro aby voakonty. Aza mavozo. manan-danja bebe kokoa noho ny fody maro anaro. \ No newline at end of file diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index 2bb2c587..29769184 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izegny, zay magnaiky Zah jiaby io agnatrehan'olo, ho ekeko fo eo anatrehan'ny babakozay agny an-dagnitry. Fa zay manda zaha eo agnatrehan'ny olo fo, ho laviko koa eo anatrehan'ny babako zay agny an-dagnitry. \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Noho izegny, zay magnaiky Zah jiaby io agnatrehan'olo, ho ekeko fo eo anatrehan'ny babakozay agny an-dagnitry. Fa zay manda zaha eo agnatrehan'ny olo fo, ho laviko koa eo anatrehan'ny babako zay agny an-dagnitry. \ No newline at end of file diff --git a/10/34.txt b/10/34.txt index 775b2d6b..8703ec51 100644 --- a/10/34.txt +++ b/10/34.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mieritreritry fa zaha avy hitondra fiadanagna eto an-tany. Tsy avy mba hitondra fiadanagna zaha, fa sabatra. Fanavy zaha hagnasaraka ny zanaka lahy amin'ny babany, ndraiky ny zanaka vavy amin'ny reniny, avio vinantovavy amin'ny rafozam-baviny. \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 \v 36 Aza mieritreritry fa zaha avy hitondra fiadanagna eto an-tany. Tsy avy mba hitondra fiadanagna zaha, fa sabatra. Fanavy zaha hagnasaraka ny zanaka lahy amin'ny babany, ndraiky ny zanaka vavy amin'ny reniny, avio vinantovavy amin'ny rafozam-baviny. \ No newline at end of file