auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-03-23 02:54:13 -04:00 committed by root
parent 1a52775cea
commit 3c9e6ad079
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
NIditry tagny amin'ny sambohely i Jesosy, niampita, aviô navy tagny amin'ny tanànanany. Igny, fa nisy lelahy mararin'ny paralysisa nandry tio amin'ny fandriagna nandesin'ndro taminany. Izikoa fa nahita finoagnan'ndro, kay nambaran'i Jesosy tamin'ny lelahy araiky mararin'ny paralesisa hoe: "Zanaka, aoka anao hifaly. Efa avoavela helokonao".
\v 1 \v 2 NIditry tagny amin'ny sambohely i Jesosy, niampita, aviô navy tagny amin'ny tanànanany. Igny, fa nisy lelahy mararin'ny paralysisa nandry tio amin'ny fandriagna nandesin'ndro taminany. Izikoa fa nahita finoagnan'ndro, kay nambaran'i Jesosy tamin'ny lelahy araiky mararin'ny paralesisa hoe: "Zanaka, aoka anao hifaly. Efa avoavela helokonao".

View File

@ -1 +1 @@
Igny, fa ny sasany tamin'ndro mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivolagna ratsy io lelahy io." Hain'i Jesosy eritreritrin'dro avio nivolagna hoe: " Nagnino anaro mieritreritry ratsy ao am-ponaro? Fa aia moramora kokoa mivolagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivolagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainaro fa ny zanak'ologno managna fahefagna hamela
\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Igny, fa ny sasany tamin'ndro mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivolagna ratsy io lelahy io." Hain'i Jesosy eritreritrin'dro avio nivolagna hoe: " Nagnino anaro mieritreritry ratsy ao am-ponaro? Fa aia moramora kokoa mivolagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivolagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainaro fa ny zanak'ologno managna fahefagna hamela

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avio nitsangana lelahy