auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-04-10 04:05:39 -04:00 committed by root
parent f7ad0f2515
commit 13a02412fa
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ralahy hagnamia ralahy ho amin'ny fahafatesagna, avio ny baba ny zanany. Ny zanaka hitsangana hanohitry ny ray aman-dreniny kay hahatonga ny fahafatesagn'dro. Ho alan'olo jiaby anaro nohon'ny amin'ny agnarako. Fa na azovy na azovy miharitry hatrimin'ny farany, kay ho voavonjy olo zegny. Izikoa magnenjiky anaro ao amin'io tanàna mavnty iro, milifasa agny amin'ny magnaraka, fa ambarako marigny aminaro, fa tsy hahatapitry iro tananan'Israely
Ralahy hagnamia ralahy ho amin'ny fahafatesagna, avio ny baba ny zanany. Ny zanaka hitsangana hanohitry ny ray aman-dreniny kay hahatonga ny fahafatesagn'dro. Ho alan'olo jiaby anaro nohon'ny amin'ny agnarako. Fa na azovy na azovy miharitry hatrimin'ny farany, kay ho voavonjy olo zegny. Izikoa magnenjiky anaro ao amin'io tanàna mavnty iro, milifasa agny amin'ny magnaraka, fa ambarako marigny aminaro, fa tsy hahatapitry iro tananan'Israely alohan'ny havian'ny zanak'olo anaro.

1
10/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny pianatra tsy maventy nohon'ny mpampianatra, na ny mpanompo