auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-07-06 03:53:19 -04:00 committed by root
parent c99c4d93e4
commit 10f2317955
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 6 Igny, fa ny sasany tamin'ndrô mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivôlagna ratsy iô lelahy iô." \v 4 Hain'i Jesosy eritreritrin'drô avio nivolagna hoe: " \v 5 Nagnino anaro mieritreritry ratsy ao am-ponaro? Fa aia moramora kokoa mivolagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivolagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainaro fa ny Zanak'olôgno managna fahefagna hamela heloko eto ambonin'ny tany,..." Izy nagnambara tamin'lay mararin'ny paralisisa: "Mitsangana, hidrona fandragnanao, avio mandihana agny an-tragnonao
\v 3 \v 6 Igny, fa ny sasany tamin'ndrô mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivôlagna ratsy iô lelahy iô." \v 4 Hain'i Jesosy eritreritrin'drô aviô nivôlagna hoe: " \v 5 Nagnino anarô mieritreritry ratsy ao am-ponarô? Fa aia moramora kokoa mivolagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivolagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainaro fa ny Zanak'olôgno managna fahefagna hamela heloko eto ambonin'ny tany,..." Izy nagnambara tamin'lay mararin'ny paralisisa: "Mitsangana, hidrona fandragnanao, avio mandihana agny an-tragnonao