auto save
This commit is contained in:
parent
8a3a2697a8
commit
0988b85c84
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 3 \v 6 Igny, fa ny sasany tamin'ndro mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivolagna ratsy io lelahy io." \v 4 Hain'i Jesosy eritreritrin'dro avio nivolagna hoe: " \v 5 Nagnino anaro mieritreritry ratsy ao am-ponaro? Fa aia moramora kokoa mivolagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivolagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainaro fa ny Zanak'olôgno managna fahefagna hamela heloko eto ambonin'ny tany,..." Izy nagnambara tamin'lay mararin'ny paralisisa: "Mitsangana, hidrona fandragnanao, avio mandihan
|
\v 3 \v 6 Igny, fa ny sasany tamin'ndro mpanora-dalàgna nagnano anakampo hoe: " Mivolagna ratsy io lelahy io." \v 4 Hain'i Jesosy eritreritrin'dro avio nivolagna hoe: " \v 5 Nagnino anaro mieritreritry ratsy ao am-ponaro? Fa aia moramora kokoa mivolagna izy hoe: 'Voavela helokonao,' sa mivolagna hoe: 'Mitsangàna kay mandihana?' Fa mba ho hainaro fa ny Zanak'olôgno managna fahefagna hamela heloko eto ambonin'ny tany,..." Izy nagnambara tamin'lay mararin'ny paralisisa: "Mitsangana, hidrona fandragnanao, avio mandihana agny an-tragn
|
Loading…
Reference in New Issue