xmv_mat_text_reg/24/06.txt

1 line
366 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-11 05:24:26 +00:00
\v 6 Handre ady sy tatitr'ady anarô. Mitandrema mba Tsy hitebiteby anarô, fa tsy maintsy nitranga raha iaby zegny; nèfa tsy mbola navy ny farany. \v 7 Fa hisy firenena hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy mosary sy horohoron-tany amin'ny toerana samihafa. \v 8 Nèfa zegny raha iaby zegny dia fiandohagnin'ny fanaintainan'ny fiterahagna fo.