txy_pro_text_reg/08/14.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 14Mana torohevisy soa vo fahendrena marina zaho; lali-say zaho; anahy gny hery. \v 15Aminigny alalako gny azakan'ireo pazaka__reo lelahy mana-kaza avo koa, vo gny mifehy aminigny fahamarignan'abyzay. \v 16Aminigny alalako gny anapahan'ireo andriandahy, reo mana-kaza, vogny mifehy aminigny fahamarignan'aby.