txy_pro_text_reg/01/10.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 10Ry zanako, raha mitalia haningosy anao ho aminigny fahotan'ereo gny panota, dra ka magneky hagnaraky anazy. \v 11Hara hoy ereo ho: "Avia hindray aminay, handeha sika hanohisy hamono olo, handeha sika hivony dra hamely olo sy mana-signy aminigny sy misy atony.