txy_pro_text_reg/30/18.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 18Misy raha telo izay mahagaga loasy ho anahy,eny efasy izay sy takaso:\v 19Gny lalan'ny voramahery egny an-dagnisy; gny lalan'ny bado egny an-dagnisy; gny lalan'ny sambo egny amigny ranomasina; ary gny lalan'ny lelahy miaraky amigny tovovavy.