txy_pro_text_reg/31/04.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 4Izay dra sy ho an'ny pazaka, dra Lemoela, sy ho an'ireo pazaka gny fisotrana divay, na koa ho an'ny panapaky ba hagnotany ho: ''Eza gny zava-pisotro mahery?'' \v 5Fadrao halignon'izy ireo izay fa voadidy, dra hamadiky gny marina izay amigny fahoriana rehetra.